Nomery 6:17 MG1865

17 dia hateriny ny ondrilahy ho fanati-pihavanana ho an'i Jehovah mbamin'ny mofo tsy misy masirasira iray harona; ary haterin'ny mpisorona koa ny fanatitra hohaniny sy ny fanatitra aidiny.

Vakio ny toko manontolo Nomery 6

Jereo Nomery 6:17 amin'ny teny manodidina.