5 Amin'ny andro rehetra izay nivoadiany hitokana dia tsy hokasihin-kareza ny lohany; mandra-pahatapitry ny andro izay nitokanany ho an'i Jehovah dia ho masina izy, ka havelany haniry ny volondohany.
Vakio ny toko manontolo Nomery 6
Jereo Nomery 6:5 amin'ny teny manodidina.