Nomery 6:9 MG1865

9 Ary raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mandoto ny lohany izay fitokanany dia hanaratra ny lohany amin'ny andro fanadiovana azy izy, dia amin'ny andro fahafito no hanaratany azy;

Vakio ny toko manontolo Nomery 6

Jereo Nomery 6:9 amin'ny teny manodidina.