Nomery 7:67 MG1865

67 Ny fanatiny dia lovia volafotsy iray, sekely telo-polo amby zato no lanjany, sy lovia volafotsy iray famafazana, dia sekely fito-polo, araka ny sekely masina; izy roa samy feno koba tsara toto voaharo diloilo, ho fanatitra hohanina;

Vakio ny toko manontolo Nomery 7

Jereo Nomery 7:67 amin'ny teny manodidina.