Nomery 8:12 MG1865

12 Ary ny Levita hametraka ny tànany amin'ny lohan'ny vantotr'ombilahy roa; dia atero ny anankiray ho fanatitra noho ny ota, ary ny anankiray kosa ho fanatitra dorana ho an'i Jehovah, hanaovana fanavotana ho an'ny Levita.

Vakio ny toko manontolo Nomery 8

Jereo Nomery 8:12 amin'ny teny manodidina.