Nomery 8:17 MG1865

17 Fa Ahy ny voalohan-teraka rehetra amin'ny Zanak'Isiraely, na olona na biby fiompy; tamin'ilay andro namelezako ny voalohan-teraka rehetra tany amin'ny tany Egypta no nanamasinako azy ho Ahy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 8

Jereo Nomery 8:17 amin'ny teny manodidina.