Nomery 9:10 MG1865

10 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy olona eo aminareo, na eo amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby, maloto amim-paty, na lasan-davitra, dia mbola hitandrina ny Paska ho an'i Jehovah ihany koa izy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:10 amin'ny teny manodidina.