Nomery 9:13 MG1865

13 Fa ny olona izay madio sady tsy lasan-davitra, nefa tsy mety mitandrina ny Paska, dia hofongorana tsy ho amin'ny fireneny, satria tsy nanatitra ny fanatitra ho an'i Jehovah tamin'ny fotoany izy; ho meloka izany olona izany.

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:13 amin'ny teny manodidina.