Nomery 9:15 MG1865

15 Ary tamin'ny andro izay nananganana ny tabernakely ny rahona dia nanarona ny tabernakely, dia ny trano-lain'ny Vavolombelona; ary nony hariva dia niseho teo ambonin'ny tabernakely tahaka ny afo izy mandra-pahamarain'ny andro.

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:15 amin'ny teny manodidina.