Nomery 9:3 MG1865

3 Amin'ny harivan'ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ity volana ity no hitandremanareo azy amin'ny fotoany; araka ny didy sy ny fanao rehetra aminy no hitandremanareo azy.

Vakio ny toko manontolo Nomery 9

Jereo Nomery 9:3 amin'ny teny manodidina.