Obadia 1:11 MG1865

11 Tamin'ilay andro namitsahanao teny am-pita, Tamin'ny andro namaboan'ny vahiny ny fananany, Sy nidiran'ny hafa firenena teo amin'ny vavahadiny, Ary nanaovany loka an'i Jerosalema, Dia mba toy ny anankiray tamin'ireny koa ianao.

Vakio ny toko manontolo Obadia 1

Jereo Obadia 1:11 amin'ny teny manodidina.