Obadia 1:3 MG1865

3 Ny avonavon'ny fonao no namitaka anao, Ry ilay monina ao an-tsefatsefaky ny harambato, Any amin'ny fonenana avo, Sady manao anakampo hoe: Iza no hampivarina ahy ho eny an-tany?

Vakio ny toko manontolo Obadia 1

Jereo Obadia 1:3 amin'ny teny manodidina.