Rota 1:17 MG1865

17 izay tany hahafatesanao no hahafatesako, sady any koa no handevenana ahy; hataon'i Jehovah amiko anie izany, eny mihoatra noho izany aza, raha tsy ny fahafatesana ihany no hampisaraka antsika.

Vakio ny toko manontolo Rota 1

Jereo Rota 1:17 amin'ny teny manodidina.