Rota 1:8 MG1865

8 Ary hoy Naomy tamin'ny vinantony roa vavy: Andeha, samy mody any amin'ny tranon-dreninareo avy ianareo; mba hohasoavin'i Jehovah anie ianareo araka izay efa nataonareo tamin'ny maty sy tamiko koa.

Vakio ny toko manontolo Rota 1

Jereo Rota 1:8 amin'ny teny manodidina.