Rota 2:12 MG1865

12 Hamaly ny nataonao anie Jehovah. ka homen'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, valim-pitia lehibe anie ianao, satria avy hialoka eo ambanin'ny elany ianao.

Vakio ny toko manontolo Rota 2

Jereo Rota 2:12 amin'ny teny manodidina.