Rota 2:23 MG1865

23 Ary izy tsy nety nisaraka tamin'ny zatovovavin'i Boaza, fa nitsimpona mandra-pahatapitry ny fijinjana ny vary hordea sy ny vary tritika; ary nitoetra tao amin'ny rafozani-vavy Izy.

Vakio ny toko manontolo Rota 2

Jereo Rota 2:23 amin'ny teny manodidina.