Tonon-Kiran'i Solomona 2:17 MG1865

17 Mandra-pangatsiatsiaky ny andro, ka efa hilentika ny masoandro, mitodiha, ry ilay malalako, ary aoka ho tahaka ny gazela na ny diera tanora eny an-tendrombohitra be hantsana ianao.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 2

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 2:17 amin'ny teny manodidina.