3 Toy ny hazo poma amin'ny hazo any an'ala, dia toy izany ny malalako eo amin'ny zatovo. Mahafinaritra ahy indrindra ny mipetraka eo ambanin'ny alokalony, sady mamy ao am-bavako ny voany.
Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 2
Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 2:3 amin'ny teny manodidina.