8 Injay, ny feon'ilay malalako! Indro, tamy izy ka miantsambotsambotra eny an-tendrombohitra ary mitsambitimbikina eny amin'ny havoana.
Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 2
Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 2:8 amin'ny teny manodidina.