Tonon-Kiran'i Solomona 3:2 MG1865

2 Dia hoy izaho: Hifoha aho ka handehandeha eo an-tanàna, dia eny an-dalambe sy eny an-kalalahana, hitady ilay tian'ny fanahiko eny, nitady azy aho, nefa tsy nahita azy.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 3

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 3:2 amin'ny teny manodidina.