Tonon-Kiran'i Solomona 3:6 MG1865

6 Iza moa iry vehivavy miakatra avy any an-efitra, tahaka ny setroka mitankosina, sady tsara fofona amin'ny miora sy ny ditin-kazo mani-pofona mbamin'ny vovoka manitra samy hafa entin'ny mpandranto?

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 3

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 3:6 amin'ny teny manodidina.