4 Ny vozonao dia tahaka ny tilikambon'i Davida, natao ho trano fihantonam-piadiana; Ampinga arivo no voahantona eo, dia ny ampinga rehetra an'ny lehilahy mahery.
Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 4
Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 4:4 amin'ny teny manodidina.