9 Efa lasanao ny foko, ry havako ampakariko, efa lasanao ny foko tamin'ny masonao an-ila sy tamin'ny rojo anankiray amin'ny vozonao.
Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 4
Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 4:9 amin'ny teny manodidina.