7 Nahita ahy ny antily izay mandehandeha eny an-tanàna, dia nikapoka ka nandratra ahy; Ny mpiambina ny manda nanala ny lamba fisaronako.
Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 5
Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 5:7 amin'ny teny manodidina.