Tonon-Kiran'i Solomona 8:11 MG1865

11 Solomona nanan-tanim-boaloboka tao Bala-hamona; Nahofany tamin'olona mpiandry voly ny tanim-boaloboka, ka samy tsy maintsy mitondra sekely volafotsy arivo ho solon'ny vokatra.

Vakio ny toko manontolo Tonon-Kiran'i Solomona 8

Jereo Tonon-Kiran'i Solomona 8:11 amin'ny teny manodidina.