Zefania 1:11 MG1865

11 Midradradradrà, ianareo mponina ao Maktesy; Fa ringana avokoa ny mpandranto rehetra, Eny, lany ringana izay rehetra nivesatra volafotsy.

Vakio ny toko manontolo Zefania 1

Jereo Zefania 1:11 amin'ny teny manodidina.