Zefania 1:13 MG1865

13 Ka dia ho tonga babo ny fananan'ireny, Ary ho lao ny tranony; Dia hanao trano izy, nefa tsy hitoetra ao, Hamboly voaloboka izy, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.

Vakio ny toko manontolo Zefania 1

Jereo Zefania 1:13 amin'ny teny manodidina.