Zefania 3:17 MG1865

17 Jehovah Andriamanitrao no ao aminao, Mahery Izy ka hamonjy; Hiravoravo anao amin'ny fifaliana Izy; Ho sondriana amin'ny fitiavany Izy; Hifaly anao amin'ny fihobiana Izy.

Vakio ny toko manontolo Zefania 3

Jereo Zefania 3:17 amin'ny teny manodidina.