5 Jehovah no marina ao afovoany, Tsy manao izay tsy marina Izy; Isa-maraina isa-maraina no amoahany ny fitsarany ho amin'ny mazava, ka tsy diso izany. Fa ny tsy marina tsy mba mahalala henatra.
Vakio ny toko manontolo Zefania 3
Jereo Zefania 3:5 amin'ny teny manodidina.