21 Tsy noho ny tsy ahafantaranareo ny marina no nanoratako taminareo, fa noho ny ahafantaranareo izany sy noho ny tsi-fisiana lainga avy amin'ny marina.
Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 2
Jereo 1 Jaona 2:21 amin'ny teny manodidina.