1 Jaona 2:8 MG1865

8 Ary koa, didy vaovao no soratako aminareo, dia zavatra marina eo aminy sy eo aminareo, satria miala ny maizina, ary ny mazava marina no mahazava ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 2

Jereo 1 Jaona 2:8 amin'ny teny manodidina.