1 Jaona 3:14 MG1865

14 Fantatsika fa efa tafafindra niala tamin'ny fahafatesana ho amin'ny fiainana isika satria tia ny rahalahy. Izay tsy tia dia mitoetra ao amin'ny fahafatesana ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 3

Jereo 1 Jaona 3:14 amin'ny teny manodidina.