1 Jaona 3:24 MG1865

24 Ary izay mitandrina ny didiny no mitoetra ao aminy, ary Izy kosa ao aminy. Ary izao no ahafantarantsika fa mitoetra ao amintsika Izy, dia ny Fanahy Izay nomeny antsika.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 3

Jereo 1 Jaona 3:24 amin'ny teny manodidina.