1 Jaona 4:12 MG1865

12 Tsy mbola nisy olona nahita an'Andriamanitra na oviana na oviana. Raha mifankatia isika, dia mitoetra ato amintsika Andriamanitra, ary tanteraka ato amintsika ny fitiavany.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 4

Jereo 1 Jaona 4:12 amin'ny teny manodidina.