1 Jaona 4:18 MG1865

18 Tsy manan-tahotra ny fitiavana; fa ny fitiavana tanteraka mandroaka ny tahotra; fa mampahory ny tahotra. Fa izay matahotra dia tsy mbola tanteraka amin'ny fitiavana.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 4

Jereo 1 Jaona 4:18 amin'ny teny manodidina.