1 Jaona 4:6 MG1865

6 Avy amin'Andriamanitra izahay; izay mahalala an'Andriamanitra no mihaino anay; Izay tsy avy amin'Andriamanitra tsy mba mihaino anay. Izany no ahafantarantsika ny fanahin'ny fahamarinana sy ny fanahin'ny fampiviliana.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 4

Jereo 1 Jaona 4:6 amin'ny teny manodidina.