1 Jaona 5:10 MG1865

10 Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an'Andriamanitra dia efa nampandainga Ary, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran'Andriamanitra ny Zanany izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Jaona 5

Jereo 1 Jaona 5:10 amin'ny teny manodidina.