18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1
Jereo 1 Korintiana 1:18 amin'ny teny manodidina.