1 Korintiana 1:25 MG1865

25 Fa ny fahadalan'Andriamanitra dia hendry noho ny olona; ary ny fahalemen'Andriamanitra mahery noho ny olona.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1

Jereo 1 Korintiana 1:25 amin'ny teny manodidina.