1 Korintiana 1:30 MG1865

30 Fa avy aminy no nanaovana anareo ho ao amin'i Kristy Jesosy, Izay nataon'Andriamanitra fahendrena sy fahamarinana sy fahamasinana ary fanavotana ho antsika,

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1

Jereo 1 Korintiana 1:30 amin'ny teny manodidina.