4 Misaotra an'Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena anareo ao amin'i Kristy Jesosy,
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 1
Jereo 1 Korintiana 1:4 amin'ny teny manodidina.