1 Korintiana 10:16 MG1865

16 Ny kapoaky ny fisaorana izay isaorantsika, tsy firaisana amin'ny ran'i Kristy va izany? Ny mofo izay vakintsika, tsy firaisana amin'ny tenan'i Kristy va izany?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 10

Jereo 1 Korintiana 10:16 amin'ny teny manodidina.