1 Korintiana 10:20 MG1865

20 Tsia, fa izay zavatra aterin'ny jentilisa ho fanatitra, dia ateriny amin'ny demonia, fa tsy amin'Andriamanitra (Deo. 32. 17); koa tsy tiako ho mpiombona amin'ny demonia ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 10

Jereo 1 Korintiana 10:20 amin'ny teny manodidina.