1 Korintiana 10:28 MG1865

28 Fa raha misy manao aminareo hoe: Hena naterina tamin'ny sampy io, dia aza homana noho ny amin'ilay nilaza sy ny fieritreretana.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 10

Jereo 1 Korintiana 10:28 amin'ny teny manodidina.