31 Koa amin'izany, na mihinana na misotro ianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr'Andriamanitra izany rehetra izany.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 10
Jereo 1 Korintiana 10:31 amin'ny teny manodidina.