1 Korintiana 11:15 MG1865

15 Fa raha lava volo kosa ny vehivavy, dia voninahitra ho azy izany fa ny volo no nomena azy ho fisaronana.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:15 amin'ny teny manodidina.