1 Korintiana 11:28 MG1865

28 Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin'ny kapoaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:28 amin'ny teny manodidina.