1 Korintiana 11:34 MG1865

34 Ary raha misy olona noana, aoka izy hihinana no an-tranony, mba tsy hiangonanareo ho fahamelohana. Ary ny zavatra sisa dia halahatro, rehefa tonga aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 11

Jereo 1 Korintiana 11:34 amin'ny teny manodidina.