1 Korintiana 12:10 MG1865

10 ary ny anankiray ny manao fahagagana, ary ny anankiray ny maminany, ary ny anankiray ny mahafantatra fanahy samy hafa, ary ny anankiray ny miteny amin'ny fiteny samy hafa tsy fantatra, ary ny anankiray ny mandika fiteny tsy fantatra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:10 amin'ny teny manodidina.