1 Korintiana 12:13 MG1865

13 Fa Fanahy iray ihany no nanaovam-batisa antsika rehetra ho tena iray, na Jiosy an jentilisa, na andevo na tsy andevo; ary isika rehetra dia efa nampisotroina ny Fanahy iray.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:13 amin'ny teny manodidina.